Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Salamo 78:4 Malagasy Bible (MG1865)

Dia tsy mba hafenintsika amin'ny zanany; fa hambarantsika amin'ny taranaka ho avy ny fiderana an'i Jehovah sy ny heriny ary ny fahagagana izay efa nataony.

Vakio ny toko manontolo Salamo 78

Jereo Salamo 78:4 amin'ny teny manodidina.