Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Salamo 74:10 Malagasy Bible (MG1865)

Mandra-pahoviana, Andriamanitra ô, no hanaratsian'ny mpandrafy? Hanamavo ny anaranao mandrakizay va ny fahavalo?

Vakio ny toko manontolo Salamo 74

Jereo Salamo 74:10 amin'ny teny manodidina.