Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Salamo 72:17 Malagasy Bible (MG1865)

Ho mandrakizay ny anarany; raha mbola maharitra koa ny masoandro, dia hanorobona ny anarany; ary izy ho fitahiana ny olona; ny firenena rehetra hanao azy ho sambatra.

Vakio ny toko manontolo Salamo 72

Jereo Salamo 72:17 amin'ny teny manodidina.