Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Salamo 70:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ho an'ny mpiventy hira. Nataon'i Davida. Ho fampahatsiarovana. Andriamanitra ô, faingàna hanafaka ahy; Jehovah ô, faingàna hamonjy ahy.

Vakio ny toko manontolo Salamo 70

Jereo Salamo 70:1 amin'ny teny manodidina.