Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Salamo 7:5 Malagasy Bible (MG1865)

Dia aoka ny fahavalo hanenjika ny fanahiko ka hahatratra azy; eny, aoka izy hanitsaka ny aiko amin'ny tany, ary hampandry ny voninahitro amin'ny vovoka.

Vakio ny toko manontolo Salamo 7

Jereo Salamo 7:5 amin'ny teny manodidina.