Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Salamo 68:35 Malagasy Bible (MG1865)

Mahatahotra Hianao, Andriamanitra ô, ao amin'ny fitoeranao masina; Andriamanitry ny Isiraely no manome hery sy tanjaka ho an'ny olona. Isaorana anie Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo Salamo 68

Jereo Salamo 68:35 amin'ny teny manodidina.