Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Salamo 66:20 Malagasy Bible (MG1865)

Isorana anie Andriamanitra, izay tsy nandà ny fivavako, na nanaisotra ny famindram-pony tamiko.

Vakio ny toko manontolo Salamo 66

Jereo Salamo 66:20 amin'ny teny manodidina.