Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Salamo 66:10 Malagasy Bible (MG1865)

Fa efa nizaha toetra anay Hianao, Andriamanitra ô; efa nanadio anay Hianao, tahaka ny fanadio volafotsy amin'ny memy.

Vakio ny toko manontolo Salamo 66

Jereo Salamo 66:10 amin'ny teny manodidina.