Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Salamo 59:13 Malagasy Bible (MG1865)

Aringano an-katezerana izy, aringano mba tsy ho ao intsony; ary aoka ho fantany fa Andriamanitra no manapaka eo amin'ny Jakoba ka hatramin'ny faran'ny tany.

Vakio ny toko manontolo Salamo 59

Jereo Salamo 59:13 amin'ny teny manodidina.