Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Salamo 59:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ho an'ny mpiventy hira. Al-tasheth. Miktama nataon'i Davida, fony Saoly naniraka, ka nisy niambina ny trano hamonoana azy. Afaho amin'ny fahavaloko aho, Andriamanitro ô; asondroty eo amin'ny avo aho tsy ho azon'izay miodina amiko.

Vakio ny toko manontolo Salamo 59

Jereo Salamo 59:1 amin'ny teny manodidina.