Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Salamo 54:3 Malagasy Bible (MG1865)

Fa olona hafa firenena no mitsangana hamely ahy, ary olon-dozabe no mitady ny aiko; tsy mihevitra an'Andriamanitra ho eo anatrehany izy.

Vakio ny toko manontolo Salamo 54

Jereo Salamo 54:3 amin'ny teny manodidina.