Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Salamo 54:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ho an'ny mpiventy hira. Hampiarahina amin'ny valiha. Maskila nataon'i Davida, fony tonga ny Zifita ka nanao tamin'i Saoly hoe: Tsy miery any aminay va Davida? Vonjeo amin'ny anaranao aho, Andriamanitra ô, ary omeo rariny aho araka ny herinao.

Vakio ny toko manontolo Salamo 54

Jereo Salamo 54:1 amin'ny teny manodidina.