Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Salamo 53:6 Malagasy Bible (MG1865)

Enga anie ka hivoaka avy ao Ziona ny famonjena ny Isiraely! raha ampodin'Andriamanitra avy amin'ny fahababoana ny olony, dia ho faly Jakoba, ary ho ravoravo Isiraely.

Vakio ny toko manontolo Salamo 53

Jereo Salamo 53:6 amin'ny teny manodidina.