Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Salamo 52:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ho an'ny mpiventy hira. Maskila nataon'i Davida, fony tonga Doega Edomita ka nilaza tamin'i Saoly hoe: Davida dia efa tonga ao an-tranon'i Ahimeleka. Nahoana no mandoka tena amin'ny haratsiana ianao, ry ilay mahery? Ny famindram-pon'Andriamanitra maharitra mandrakariva.

Vakio ny toko manontolo Salamo 52

Jereo Salamo 52:1 amin'ny teny manodidina.