Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Salamo 5:11 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hifaly izay rehetra mialoka aminao, hihoby mandrakariva izy, koa miarova azy Hianao; ka dia ho ravoravo aminao izay tia ny anaranao.

Vakio ny toko manontolo Salamo 5

Jereo Salamo 5:11 amin'ny teny manodidina.