Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Salamo 40:12 Malagasy Bible (MG1865)

Fa nanodidina ahy ny fahoriana tsy tambo isaina; nahazo ahy ny heloko, ka tsy mahay mijery aho; maro noho ny volon-dohako ireny, ka reraka ny foko.

Vakio ny toko manontolo Salamo 40

Jereo Salamo 40:12 amin'ny teny manodidina.