Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Salamo 40:10 Malagasy Bible (MG1865)

Ny fahamarinanao tsy mba nafeniko tato am-poko; ny fahamarinanao sy ny famonjenao no nambarako; tsy nanafina ny famindram-ponao sy ny fahamarinanao tamin'ny fiangonana lehibe aho.

Vakio ny toko manontolo Salamo 40

Jereo Salamo 40:10 amin'ny teny manodidina.