Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Salamo 27:5 Malagasy Bible (MG1865)

Fa hanafina ahy ao an-trano fialofany amin'ny andro fahoriana Izy; hampiery ahy amin'ny fierena ao an-dainy Izy; hanandratra ahy ho eny ambony vatolampy Izy.

Vakio ny toko manontolo Salamo 27

Jereo Salamo 27:5 amin'ny teny manodidina.