Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Salamo 25:5 Malagasy Bible (MG1865)

Tariho amin'ny fahamarinanao aho, ka ampianaro; fa Hianao no Andriamanitry ny famonjena ahy; Hianao no andrasako mandritra ny andro.

Vakio ny toko manontolo Salamo 25

Jereo Salamo 25:5 amin'ny teny manodidina.