Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Salamo 22:27 Malagasy Bible (MG1865)

Hahatsiaro ka hiverina ho amin'i Jehovah ny faran'ny tany rehetra; ary hiankohoka eo anatrehanao ny fokon'ny firenen-tsamy hafa.

Vakio ny toko manontolo Salamo 22

Jereo Salamo 22:27 amin'ny teny manodidina.