Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Salamo 20:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ho an'ny mpiventy hira. Salamo nataon'i Davida. Hihaino anao anie Jehovah amin'ny andro fahoriana; hitondra anao ho any amin'ny avo anie ny anaran'Andriamanitr'i Jakoba.

Vakio ny toko manontolo Salamo 20

Jereo Salamo 20:1 amin'ny teny manodidina.