Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Salamo 150:1-3 Malagasy Bible (MG1865)

1. Haleloia. Miderà an'Andriamanitra eo amin'ny fitoerany masina. Miderà Azy eo amin'ny habakabaky ny heriny.

2. Midera Azy noho ny asany lehibe; Miderà Azy araka ny haben'ny voninahiny.

3. Miderà Azy amin'ny fitsofana ny anjomara; Miderà Azy amin'ny valiha sy ny lokanga.

Vakio ny toko manontolo Salamo 150