Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Salamo 139:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ny masonao efa nahita ahy na dia fony tsy mbola ary fady aza aho; Voasoratra teo amin'ny bokinao avokoa ny andro voatendry, Fony tsy mbola nisy na dia iray akory aza.

Vakio ny toko manontolo Salamo 139

Jereo Salamo 139:16 amin'ny teny manodidina.