Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Salamo 137:6-9 Malagasy Bible (MG1865)

6. Raha tsy mahatsiaro anao aho, Aoka ny lelako hiraikitra amin'ny lanilaniko, Raha tsy Jerosalema no ataoko ambony indrindra amin'ny fifaliako rehetra.

7. Jehovah ô, tsarovy amin'ny taranak'i Edoma Ny andron'i Jerosalema, Dia ireo izay nanao hoe: Ravao, ravao izy Hatramin'ny fanorenany.

8. Ry Babylona zanakavavy izay efa resy, Sambatra izay mamaly anao Araka izay nataonao taminay.

9. Sambatra izay maka ny zanakao madinika ka manjera azy ho torotoro, Amin'ny harambato.

Vakio ny toko manontolo Salamo 137