Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Salamo 133:3 Malagasy Bible (MG1865)

Tahaka ny ando any Hermona, izay milatsaka amin'ny tendrombohitra Ziona; Fa voadidin'i Jehovah ho eo ny fitahiana, Dia fiainana ho mandrakizay.

Vakio ny toko manontolo Salamo 133

Jereo Salamo 133:3 amin'ny teny manodidina.