Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Salamo 131:2 Malagasy Bible (MG1865)

Fa nampionona sy nampangina ny fanahiko aho; Tahaka ny zaza efa maoty eo amin-dreniny. Dia tahaka Izany ny fanahiko ato anatiko.

Vakio ny toko manontolo Salamo 131

Jereo Salamo 131:2 amin'ny teny manodidina.