Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Salamo 130:6-8 Malagasy Bible (MG1865)

6. Ny fanahiko miandry ny Tompo Mihoatra noho ny fiandrin'ny mpiambina ny maraina, Dia ny fiandrin'ny mpiambina ny maraina.

7. Manantenà an'i Jehovah, ry Isiraely; Fa eo amin'i Jehovah no misy famindram-po sy fanavotana be;

8. Ary Izy no hanavotra ny Isiraely Ho afaka amin'ny helony rehetra.

Vakio ny toko manontolo Salamo 130