Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Salamo 124:5-8 Malagasy Bible (MG1865)

5. Eny, nanafotra ny fanahintsika Ny rano misafoaka.

6. Isaorana anie Jehovah, Izay tsy nanolotra antsika ho rembin'ny nifiny.

7. Ny fanahintsika dia efa afaka tahaka ny vorona afaka tamin'ny fandriky ny mpihaza: Tapaka ny fandrika, ka afaka isika.

8. Ny famonjena antsika dia amin'ny anaran'i Jehovah, Mpanao ny lanitra sy ny tany.

Vakio ny toko manontolo Salamo 124