Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Salamo 123:2 Malagasy Bible (MG1865)

Indro, toy ny fijerin'ny ankizilahy Ny tanan'ny tompolahiny, Ary toy ny fijerin'ny ankizivavy Ny tanan'ny tompovaviny, No fijerintsika an'i Jehovah Andriamanitsika, Mandra-pamindra fony amintsika.

Vakio ny toko manontolo Salamo 123

Jereo Salamo 123:2 amin'ny teny manodidina.