Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Salamo 12:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ny tenin'i Jehovah dia teny madio, tahaka ny volafotsy voarendrika tao anatin'ny memy ka mitsoriaka amin'ny tany eny, voadio impito.

Vakio ny toko manontolo Salamo 12

Jereo Salamo 12:6 amin'ny teny manodidina.