Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Salamo 119:98 Malagasy Bible (MG1865)

Ny didinao mampahahendry ahy mihoatra noho ny fahavaloko, Satria ato amiko mandrakizay ireny.

Vakio ny toko manontolo Salamo 119

Jereo Salamo 119:98 amin'ny teny manodidina.