Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Salamo 117:1-2 Malagasy Bible (MG1865)

1. Miderà an'i Jehovah ry firenena rehetra; Miderà Azy, ry olona rehetra.

2. Fa lehibe ny famindram-pony amintsika; Ary mandrakizay ny fahamarinan'i Jehovah. Haleloia.

Vakio ny toko manontolo Salamo 117