Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Salamo 114:1-4 Malagasy Bible (MG1865)

1. Fony nivoaka avy tany Egypta ny Isiraely, Dia ny taranak'i Jakoba avy tany amin'ny firenena hafa fiteny,

2. Joda no fitoerany masina, Isiraely no fanjakany.

3. Ny ranomasina nahita ka nandositra; Ary niorika Jordana.

4. Ny tendrombohitra dia nifalihavanja tahaka ny ondrilahy, Ary ny havoana tahaka ny zanak'ondry.

Vakio ny toko manontolo Salamo 114