Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Salamo 11:2 Malagasy Bible (MG1865)

Fa, indro, ny ratsy fanahy manenjana ny tsipìkany; efa nanamboatra ny zana-tsipìkany eo amin'ny kofehy izy, nikendry tao amin'ny maizina hitifitra ny mahitsy fo.

Vakio ny toko manontolo Salamo 11

Jereo Salamo 11:2 amin'ny teny manodidina.