Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Rota 3:15 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy koa izy: Ento etỳ ny lamba itafianao, ka hazòny izy. Ary rehefa nataony izany, dia namatra vary hordea inenin'ny famarana Boaza, ka nampitondrainy azy izany. Dia lasa nankany an-tanàna Boaza.

Vakio ny toko manontolo Rota 3

Jereo Rota 3:15 amin'ny teny manodidina.