Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Rota 2:11 Malagasy Bible (MG1865)

Dia namaly Boaza ka nanao taminy hoe: Efa reko tsara izay rehetra nataonao tamin'ny rafozanao-vavy hatrizay nahafatesan'ny vadinao sy ny nahafoizanao ny rainao sy ny reninao mbamin'ny tany nahaterahanao sy nankanesanao atỳ amin'ny firenena tsy mbola fantatrao.

Vakio ny toko manontolo Rota 2

Jereo Rota 2:11 amin'ny teny manodidina.