Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Rota 1:6 Malagasy Bible (MG1865)

Dia niainga izy sy ny vinantoni-vavy ka nody avy tany amin'ny tany Moaba; fa efa reny tany amin'ny tany Moaba fa novangian'i Jehovah ny olony ka nomeny hanina.

Vakio ny toko manontolo Rota 1

Jereo Rota 1:6 amin'ny teny manodidina.