Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ohabolana 30:4 Malagasy Bible (MG1865)

Iza no efa niakatra tany an-danitra sady nidina indray? Iza no nahangona ny rivotra tao an-tànany? Iza no nahafono ny rano tamin'ny lambany? Iza no nahamisy ny faran'ny tany rehetra? Iza no anarany, ary iza no anaran'ny zanany? Fa toa fantatrao!

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 30

Jereo Ohabolana 30:4 amin'ny teny manodidina.