Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ohabolana 28:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ny malahelo izay mandeha amin'ny fahitsiany Dia tsara noho ny manan-karena izay mivadika ka mandeha amin'ny lalana miolikolika.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 28

Jereo Ohabolana 28:6 amin'ny teny manodidina.