Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ohabolana 27:10 Malagasy Bible (MG1865)

Aza mahafoy ny sakaizanao, na ny sakaizan-drainao, Ary aza mankany amin'ny tranon'ny rahalahinao amin'ny andro fahorianao; Fa tsara ny namana akaiky noho ny rahalahy lavitra.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 27

Jereo Ohabolana 27:10 amin'ny teny manodidina.