Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ohabolana 24:32-34 Malagasy Bible (MG1865)

32. Dia nojereko ka noheveriko tsara, Eny, hitako ka nahazoako anatra.

33. Mbola hatory kely ihany, mbola ho renoka kely ihany. Mbola hanohon-tanana kely hatory;

34. Dia ho tonga toy ny mimaona hamely ny alahelonao, Ary ny fahantranao ho toy ny jiolahy.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 24