Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ohabolana 14:8 Malagasy Bible (MG1865)

Ny mitandrina ny alehany no fahendren'ny mahira-tsaina; Fa fitaka ny hadalan'ny adala.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 14

Jereo Ohabolana 14:8 amin'ny teny manodidina.