Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ohabolana 1:32-33 Malagasy Bible (MG1865)

32. Fa ny fihemoran'ny kely saina hahafaty azy, Ary ny fiadanan'ny adala handringana azy.

33. Fa izay mihaino Ahy kosa hitoetra tsy manana ahiahy, Eny, handry fahizay izy ka tsy hatahotra ny ratsy.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 1