Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Obadia 1:18 Malagasy Bible (MG1865)

Ny taranak'i Jakoba ho afo, Ary ny taranak'i Josefa ho lelafo, Fa ny taranak'i Esao kosa ho vodivary, Ary harehitr'ireny izy ka holevoniny; Ary tsy hisy sisa afaka ny taranak'i Esao, Fa Jehovah no efa niteny.

Vakio ny toko manontolo Obadia 1

Jereo Obadia 1:18 amin'ny teny manodidina.