Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Obadia 1:12 Malagasy Bible (MG1865)

Aza finaritra mijery ny andron'ny rahalahinao amin'ny andro ahitany loza izay tsy misy toa izany; Ary aza mifaly ny amin'ny taranak'i Joda amin'ny andro andringanana azy; Ary aza manao teny miavonavona amin'ny andro fahoriana

Vakio ny toko manontolo Obadia 1

Jereo Obadia 1:12 amin'ny teny manodidina.