Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Obadia 1:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ny fahitan'i Obadia. Izao no lazain'i Jehovah Tompo ny amin'i Edoma: Nahare filazana avy tamin'i Jehovah izahay, Ary nisy iraka nalefa ho any amin'ny jentilisa hanao hoe: Mitsangàna, aoka isika hitsangana hanafika azy!

Vakio ny toko manontolo Obadia 1

Jereo Obadia 1:1 amin'ny teny manodidina.