Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 9:7-9 Malagasy Bible (MG1865)

7. ka nanao taminy hoe: Maloto tamim-paty izahay, ka nahoana no sakanana tsy hiaraka amin'ny Zanak'Isiraely hanatitra ny fanatitra ho an'i Jehovah amin'ny fotoany?

8. Fa hoy Mosesy taminy: Andraso aloha, fa hanontaniako izay handidian'i Jehovah ny aminareo.

9. Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe:

Vakio ny toko manontolo Nomery 9