Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 9:14 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha misy mivahiny eo aminareo ka mba te-hitandrina ny Paska ho an'i Jehovah, dia araka ny didy sy ny fanao amin'ny Paska ihany no hanaovany azy; lalàna iray ihany no ho aminareo, na vahiny, na tompon-tany.

Vakio ny toko manontolo Nomery 9

Jereo Nomery 9:14 amin'ny teny manodidina.