Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 6:14 Malagasy Bible (MG1865)

ary hanatitra ny fanatiny ho an'i Jehovah izy, dia ondrilahy iray izay iray taona tsy misy kilema ho fanatitra dorana, ary ondrivavy iray izay iray taona tsy misy kilema ho fanatitra noho ny ota, ary ondrilahy iray tsy misy kilema ho fanati-pihavanana,

Vakio ny toko manontolo Nomery 6

Jereo Nomery 6:14 amin'ny teny manodidina.