Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 36:2 Malagasy Bible (MG1865)

Hianao, tompokolahy, efa nodidian'i Jehovah hizara ny tany amin'ny filokana ho an'ny Zanak'Isiraely; ary ianao, tompokolahy, efa nodidian'i Jehovah hanome ny zara-tanin'i Zelofada rahalahinay ho an'ny zananivavy.

Vakio ny toko manontolo Nomery 36

Jereo Nomery 36:2 amin'ny teny manodidina.